Ho vitan'i Ravalomanana 1er tour indray ve ny fifandonana @ ity indray mitoraka ity?Sa misy haharesy azy @ 1er tour eo?
Betsaka ny fanontaniana mipetraka,nefa mety ho sarotra ny milaza ankehitriny fa hisy kandida handresy @ 1er tour.Mety handresy ihany i Ravalomanana satria marobe ireo kandida avy @ mpanohitra, hiparitaka ny vaton'ireo mpanohitra nefa tsy ho moramora ny lalao.
Raha hisy 2nd tour anefa,iza no hifandona eo?I Ravalomanana aloa dia fe amazava fa anao 2nd tour,nefa ny kandida hifandona @ kosa no tsy fantatra.Io no tena tanjona @ 1er tour,ny hanononana ny kandida izay hifaninana @ i Ravalomanana.